Boky

Ny Fiangonan' Andriamanitra Miray dia manana boky mirakitra ireo fianarana Soratra Masina isaky ny sokajy misy anao, ho an'ny ankizy, ny tanora, ary ny fandalinam-pinoana.
Hitanao eto ny lisitr'ireo boky hanarahana ny fampianarana Soratra Masina. Karohy ny mombamomba ny boky tianao hovakiana ary jereo ny filazana fohy momba izany. 
Raha te hahazo nyboky ilainao, dia jereo ny andinindininy momba ny boky tadiavinao, ary mety ho azonao atao ny maka izany avy hatrany. Raha mila fanazavana fanampiny, manorata amin'ny tompon' andraikitra ianao.